Ezekiela 41:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Alitara hazo+ nirefy telo hakiho ny haavony, ary roa hakiho ny lavany. Nisy andry teo amin’ny zoron’izy io, ary vita tamin’ny hazo ny fanambaniny* sy ireo lafiny. Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Io ilay latabatra eo anatrehan’i Jehovah.”+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 41:22 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 26-27
22 Alitara hazo+ nirefy telo hakiho ny haavony, ary roa hakiho ny lavany. Nisy andry teo amin’ny zoron’izy io, ary vita tamin’ny hazo ny fanambaniny* sy ireo lafiny. Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Io ilay latabatra eo anatrehan’i Jehovah.”+