Ezekiela 42:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy io dia teo anelanelan’ny tokotany anatiny, izay nirefy 20 hakiho ny sakany,+ sy ny faritra vita rarivato teo amin’ny tokotany ivelany. Nifanatrika ny lalantsara tao aminy ary nisy rihana roa.
3 Izy io dia teo anelanelan’ny tokotany anatiny, izay nirefy 20 hakiho ny sakany,+ sy ny faritra vita rarivato teo amin’ny tokotany ivelany. Nifanatrika ny lalantsara tao aminy ary nisy rihana roa.