-
Ezekiela 42:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nirefy 50 hakiho mantsy ny lavan’ireo efitra fisakafoana nifanila tamin’ny tokotany ivelany, fa 100 hakiho kosa ny lavan’ireo efitra fisakafoana teo akaikin’ny toerana masina.
-