11 Nisy lalana teo anoloan’ireny, toy ilay lalana teo anelanelan’ireo efitra fisakafoana teo avaratra.+ Nitovy ny lavan’ireo efitra fisakafoana sy ny sakany, ary nitovy koa ny fivoahana avy ao sy ny refiny. Ny fidirana nankao amin’ireo efitra fisakafoana ireo