Ezekiela 43:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Eo amin’ny farany ambony ny fitoeran’afon’ny alitara, ary efatra hakiho ny haavony. Misy tandroka efatra io fitoeran’afo io, ary manondro miakatra daholo izy efatra.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 43:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Eo amin’ny farany ambony ny fitoeran’afon’ny alitara, ary efatra hakiho ny haavony. Misy tandroka efatra io fitoeran’afo io, ary manondro miakatra daholo izy efatra.+