-
Ezekiela 43:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Mirefy 14 hakiho ny lavan’ilay ambaratonga fahatelo ary 14 hakiho ny sakany, eo amin’ny lafiny efatra. Antsasaky ny hakiho ny sisiny manodidina azy io, ary iray hakiho ny fanambaniny manodidina, eo amin’ny lafiny rehetra.
“Mitodika miantsinanana ny tohatohatra iakarana aminy.”
-