Ezekiela 43:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy izy avy eo tamiko: “Ry zanak’olona, izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Izao no toromarika mila arahina rehefa vita ilay alitara, mba hahafahana hanolotra fanatitra dorana manontolo sy hamafy ra eo amboniny:’+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 43:18 w99 1/3 19-20 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 43:18 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1999, p. 19-20
18 Hoy izy avy eo tamiko: “Ry zanak’olona, izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Izao no toromarika mila arahina rehefa vita ilay alitara, mba hahafahana hanolotra fanatitra dorana manontolo sy hamafy ra eo amboniny:’+