Ezekiela 43:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Makà vantotr’ombilahy iray avy ao amin’ny andiany mba hatao fanatitra noho ny ota,+ dia omeo ny Levita mpisorona taranak’i Zadoka,+ izay manatona mba hanompo ahy, ilay izy’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
19 “‘Makà vantotr’ombilahy iray avy ao amin’ny andiany mba hatao fanatitra noho ny ota,+ dia omeo ny Levita mpisorona taranak’i Zadoka,+ izay manatona mba hanompo ahy, ilay izy’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.