Ezekiela 43:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia alaivo ilay vantotr’ombilahy hatao fanatitra noho ny ota, mba hodorana eo amin’ny toerana voatokana hanaovana an’izany, ao amin’ny faritry ny tempoly, eo ivelan’ny toerana masina.+
21 Dia alaivo ilay vantotr’ombilahy hatao fanatitra noho ny ota, mba hodorana eo amin’ny toerana voatokana hanaovana an’izany, ao amin’ny faritry ny tempoly, eo ivelan’ny toerana masina.+