Ezekiela 43:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ento eo anatrehan’i Jehovah ireo. Dia tsy maintsy hasian’ny mpisorona sira ireo,+ ka hatolony ho fanatitra dorana manontolo ho an’i Jehovah.
24 Ento eo anatrehan’i Jehovah ireo. Dia tsy maintsy hasian’ny mpisorona sira ireo,+ ka hatolony ho fanatitra dorana manontolo ho an’i Jehovah.