27 Rehefa tapitra ireo fito andro ireo, dia hatolotry ny mpisorona eo ambonin’ilay alitara ny fanatitra dorana manontolo sy ny sorona iombonana entinareo, amin’ny andro fahavalo+ sy aorian’izay. Dia hankasitraka anareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”