-
Ezekiela 44:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Manazimbazimba ny tempoliko ny hafa firenena tsy voafora fo sady tsy mifora, rehefa entinareo ao amin’ny toerako masina. Manolotra fanatitra ho ahy ianareo, izany hoe tavin-kena sy ra, nefa ny fifanekena nataonareo tamiko aza tsy hajainareo akory, noho ny zavatra maharikoriko rehetra fanaonareo.
-