-
Ezekiela 44:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nanompo ny vahoaka izy ireo ka nanampy azy tamin’izy ireny nivavaka tamin’ny sampiny maharikoriko, ary lasa vato mahatafintohina nahatonga ny taranak’Israely hanota.+ Nanangan-tanana àry aho ka nianiana fa hamely azy’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy ireo.
-