Ezekiela 44:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Akanjo rongony+ no tokony hanaovany, rehefa miditra ao amin’ireo vavahadin’ny tokotany anatiny izy ireo. Tsy tokony hanao akanjo volonondry izy ireo, rehefa manompo ao amin’ny vavahadin’ny tokotany anatiny na ao anatin’ilay vavahady. Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 44:17 Fandalinana, Boky 1,
17 “‘Akanjo rongony+ no tokony hanaovany, rehefa miditra ao amin’ireo vavahadin’ny tokotany anatiny izy ireo. Tsy tokony hanao akanjo volonondry izy ireo, rehefa manompo ao amin’ny vavahadin’ny tokotany anatiny na ao anatin’ilay vavahady.