Ezekiela 44:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy tokony hanakaiky olona maty izy ireo, sao ho voaloto. Azony atao anefa izany raha ny rainy no maty, na ny reniny, na ny zanany lahy, na ny zanany vavy, na ny rahalahiny, na ny anabaviny mbola tsy manambady.+
25 Tsy tokony hanakaiky olona maty izy ireo, sao ho voaloto. Azony atao anefa izany raha ny rainy no maty, na ny reniny, na ny zanany lahy, na ny zanany vavy, na ny rahalahiny, na ny anabaviny mbola tsy manambady.+