Ezekiela 44:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Amin’ny andro idirany ao amin’ny toerana masina, rehefa miditra ao amin’ny tokotany anatiny izy mba hanompo ao amin’ny toerana masina, dia tokony hitondra fanatitra noho ny ota izy ka hanolotra an’izany’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
27 Amin’ny andro idirany ao amin’ny toerana masina, rehefa miditra ao amin’ny tokotany anatiny izy mba hanompo ao amin’ny toerana masina, dia tokony hitondra fanatitra noho ny ota izy ka hanolotra an’izany’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.