Ezekiela 44:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “‘Izao no ho lovan’izy ireo: Izaho no lovany.+ Tsy tokony homenareo fananana eo amin’ny Israely izy, fa izaho no fananany. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 44:28 w99 1/3 15-16 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 44:28 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1999, p. 15-16
28 “‘Izao no ho lovan’izy ireo: Izaho no lovany.+ Tsy tokony homenareo fananana eo amin’ny Israely izy, fa izaho no fananany.