Ezekiela 44:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ho lasan’ny mpisorona ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatra rehetra, sy ny fanomezana isan-karazany avy aminareo.+ Tokony homenareo azy koa ny santatry ny varimbazahanareo tsy nototoina malemy.+ Dia hotahina foana ny tokantranonareo.+
30 Ho lasan’ny mpisorona ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatra rehetra, sy ny fanomezana isan-karazany avy aminareo.+ Tokony homenareo azy koa ny santatry ny varimbazahanareo tsy nototoina malemy.+ Dia hotahina foana ny tokantranonareo.+