-
Ezekiela 45:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “‘Ary homena ny mpiadidy ny andaniny roa amin’ilay fanomezana masina sy ny andaniny roa amin’ilay faritra nomena an’ilay tanàna. Ho eo akaikin’ilay fanomezana masina sy ilay fananan’ny tanàna ilay izy, ary ho eo amin’ny ilany andrefana sy ny ilany atsinanana. Hitovy amin’ny lavan’ny tany nomena ny foko iray eo akaikiny ilay izy, manomboka eo amin’ny sisiny andrefana ka hatreo amin’ny sisiny atsinanana.+
-