Ezekiela 45:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, dia makà vantotr’ombilahy iray tsy misy kilema, avy amin’ny andiany. Ary tokony hodiovinareo ho afaka amin’ny ota ny toerana masina.+
18 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, dia makà vantotr’ombilahy iray tsy misy kilema, avy amin’ny andiany. Ary tokony hodiovinareo ho afaka amin’ny ota ny toerana masina.+