Ezekiela 47:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nivoaka niantsinanana ilay lehilahy avy eo, ary nisy tady fandrefesana teny an-tanany.+ Nandrefy 1 000 hakiho* izy, dia nasainy niampita an’ilay rano aho, ka hatreo amin’ny kitrokeliko ny rano.
3 Nivoaka niantsinanana ilay lehilahy avy eo, ary nisy tady fandrefesana teny an-tanany.+ Nandrefy 1 000 hakiho* izy, dia nasainy niampita an’ilay rano aho, ka hatreo amin’ny kitrokeliko ny rano.