Ezekiela 47:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Hisy mpanjono hitsangana eny amorony, manomboka any En-jedy+ ka hatrany En-eglaima. Hisy toerana fanahazana harato any En-eglaima, ary hisy karazan-trondro be dia be hoatran’ny ao amin’ny Ranomasina Lehibe.*+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 47:10 rr 203, 205; w99 1/3 21 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 47:10 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2, Fivavahana Madio, p. 203-205 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1999, p. 21
10 “Hisy mpanjono hitsangana eny amorony, manomboka any En-jedy+ ka hatrany En-eglaima. Hisy toerana fanahazana harato any En-eglaima, ary hisy karazan-trondro be dia be hoatran’ny ao amin’ny Ranomasina Lehibe.*+
47:10 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2, Fivavahana Madio, p. 203-205 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1999, p. 21