-
Ezekiela 48:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 “Ireto avy ny anjaran’ireo foko, manomboka eo amin’ny farany avaratra: Ny anjaran’i Dana+ dia manaraka ny lalana mankany Hetlona hatrany Lebo-hamata*+ ka hatrany Hazara-enana, dia avy eo manaraka ny sisin-tanin’i Damaskosy mianavaratra, any akaikin’i Hamata.+ Manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny andrefana izy io.
-