Ezekiela 48:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny anjaran’i Manase+ indray mifanila amin’ny sisin-tanin’i Naftaly, manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny andrefana.
4 Ny anjaran’i Manase+ indray mifanila amin’ny sisin-tanin’i Naftaly, manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny andrefana.