Ezekiela 48:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho an’ny mpisorona efa nohamasinina avy amin’ny taranak’i Zadoka+ izany, ho an’ireo nanao ny andraikiny tamin’ny fanompoana ahy, fa tsy mba nanaraka lalan-diso, rehefa nanaraka lalan-diso+ ny Israelita sy ny Levita.
11 Ho an’ny mpisorona efa nohamasinina avy amin’ny taranak’i Zadoka+ izany, ho an’ireo nanao ny andraikiny tamin’ny fanompoana ahy, fa tsy mba nanaraka lalan-diso, rehefa nanaraka lalan-diso+ ny Israelita sy ny Levita.