18 “Hitovy amin’ny lavan’ilay fanomezana masina ny lavan’ilay faritra ambiny,+ ary 10 000 hakiho ny refiny eo atsinanana, ary 10 000 hakiho ny eo andrefana. Hitovy amin’ny lavan’ny fanomezana masina izy io, ary ny vokatra ao no ho sakafon’ireo manompo ao amin’ilay tanàna.