Ezekiela 48:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Izao indray no anjaran’ny foko sisa: Ny anjaran’i Benjamina dia manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny andrefana.+
23 “Izao indray no anjaran’ny foko sisa: Ny anjaran’i Benjamina dia manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny andrefana.+