-
Ezekiela 48:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 “Ho 4 500 hakiho ny ilany andrefana, ary vavahady telo no eo: Vavahadin’i Gada ny iray, vavahadin’i Asera ny iray, ary vavahadin’i Naftaly ny iray.
-