Daniela 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tokony ho tanora* tsy misy tsiny no hoentiny, sady tsara tarehy sy tsara bika, manana fahendrena sy fahalalana ary lalin-tsaina,+ sady ho afaka hanompo ao an-dapan’ny mpanjaka. Nasaina nampianariny azy ireo ny soratra sy ny fitenin’ny Kaldeanina. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:4 dp 7, 33-34; w97 15/7 15; w92 1/11 13-14 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:4 Faminanian’i Daniela, p. 7, 33-34 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1997, p. 151/11/1992, p. 13-14
4 Tokony ho tanora* tsy misy tsiny no hoentiny, sady tsara tarehy sy tsara bika, manana fahendrena sy fahalalana ary lalin-tsaina,+ sady ho afaka hanompo ao an-dapan’ny mpanjaka. Nasaina nampianariny azy ireo ny soratra sy ny fitenin’ny Kaldeanina.