Daniela 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa tapitra ny folo andro, dia hita fa netinety tsara sy salama* kokoa noho ny tanora* rehetra nihinana ny sakafo matsiro fihinan’ny mpanjaka izy ireo. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:15 w07 1/9 18; dp 40-41 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:15 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2007, p. 18 Faminanian’i Daniela, p. 40-41
15 Rehefa tapitra ny folo andro, dia hita fa netinety tsara sy salama* kokoa noho ny tanora* rehetra nihinana ny sakafo matsiro fihinan’ny mpanjaka izy ireo.