Daniela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ny mpisorona mpanao sikidy, ny mpila hevitra amin’ny maty, ny mpilalao ody, ary ny Kaldeanina,* mba hilaza aminy an’ilay nofiny. Dia tonga izy ireo, ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.+ Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Koa nampanantsoin’ny mpanjaka ny mpisorona mpanao sikidy, ny mpila hevitra amin’ny maty, ny mpilalao ody, ary ny Kaldeanina,* mba hilaza aminy an’ilay nofiny. Dia tonga izy ireo, ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka.+