Daniela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ny Kaldeanina: “Izao no teniko farany: Hotetitetehina ianareo ary hatao kabinem-bahoaka* ny tranonareo, raha tsy ampahafantarinareo ahy ilay nofy sy ny dikany. Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ny Kaldeanina: “Izao no teniko farany: Hotetitetehina ianareo ary hatao kabinem-bahoaka* ny tranonareo, raha tsy ampahafantarinareo ahy ilay nofy sy ny dikany.