-
Daniela 2:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary hoy ny Kaldeanina tamin’ny mpanjaka: “Tsy misy olona eto ambonin’ny tany mahavita an’izany zavatra angatahin’ny mpanjaka izany. Fa mbola tsy nisy mpanjaka lehibe na governora nangataka zavatra hoatr’izany tamin’ny mpisorona mpanao sikidy, na tamin’ny mpila hevitra amin’ny maty, na tamin’ny Kaldeanina.
-