-
Daniela 2:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Tamin’izay fotoana izay, dia potipotika daholo ny vy, ny tanimanga, ny varahina, ny volafotsy, ary ny volamena ka lasa hoatran’ny akofa eny am-pamoloana amin’ny fahavaratra. Dia notsofin’ny rivotra ireny, ka nanjavona tsy hita intsony. Fa lasa tendrombohitra lehibe kosa ilay vato nandona mafy an’ilay sarivongana, ka feno azy ny tany manontolo.
-