Daniela 2:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Nomen’ny mpanjaka toerana ambony i Daniela avy eo, sady nomeny fanomezana tena tsara be dia be. Notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ koa izy, sady ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetra tao Babylona. Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:48 Fandalinana, Boky 1,
48 Nomen’ny mpanjaka toerana ambony i Daniela avy eo, sady nomeny fanomezana tena tsara be dia be. Notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ koa izy, sady ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetra tao Babylona.