-
Daniela 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nomeny baiko koa ny miaramila matanjaka sasany tao amin’ny tafiny mba hamatotra an’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, ka hanipy azy ireo ao anatin’ilay lafaoro misy afo mivaivay.
-