Daniela 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:35 w89 1/3 13 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:35 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1989, p. 13
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+