Daniela 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ry mpanjaka ô! Nomen’ilay Andriamanitra Avo Indrindra an’i Nebokadnezara rainao ny fanjakana sy ny fahalehibeazana sy ny voninahitra ary ny fahefana.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:18 dp 15-17 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:18 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 15, 16-17
18 Ry mpanjaka ô! Nomen’ilay Andriamanitra Avo Indrindra an’i Nebokadnezara rainao ny fanjakana sy ny fahalehibeazana sy ny voninahitra ary ny fahefana.+