-
Daniela 6:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Rehefa teo akaikin’ilay lavaka izy, dia niantsoantso an’i Daniela sady nalahelohelo erỳ niteny hoe: “Ry Daniela mpanompon’ilay Andriamanitra velona ô! Nahavita namonjy anao tamin’ny liona ihany ve ilay Andriamanitra tompoinao andro aman’alina?”
-