Daniela 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy izy: “Nijery tao amin’ilay fahitana hitako tamin’ny alina aho, ka izao no hitako: Nifofofofo be ny rivotra efatry ny lanitra, ka nisamboaravoara ny ranomasimbe.+ Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Ary hoy izy: “Nijery tao amin’ilay fahitana hitako tamin’ny alina aho, ka izao no hitako: Nifofofofo be ny rivotra efatry ny lanitra, ka nisamboaravoara ny ranomasimbe.+