Daniela 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nijery aho, ka nahita ondrilahy iray+ nijoro teo akaikin’ilay renirano. Nanana tandroka roa+ izy io ary samy lava ireo tandroka ireo, saingy lava noho ny anankiray ny iray. Ilay lava kokoa anefa no nipoitra farany.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:3 dp 166-167 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:3 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 166-167 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1988, p. 27
3 Dia nijery aho, ka nahita ondrilahy iray+ nijoro teo akaikin’ilay renirano. Nanana tandroka roa+ izy io ary samy lava ireo tandroka ireo, saingy lava noho ny anankiray ny iray. Ilay lava kokoa anefa no nipoitra farany.+
8:3 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 166-167 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1988, p. 27