-
Daniela 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary noho ny fandikan-dalàna, dia navela hanjakazakan’ilay tandroka ny tafika iray, ary natsahatra ny fanatitra atolotra tsy tapaka. Natsipin’ilay tandroka tamin’ny tany koa ny fahamarinana, ary nanao araka izay sitrapony izy sady nahomby.
-