Daniela 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nankeo akaikin’ilay nijoroako àry i Gabriela. Rehefa tonga teo anefa izy, dia natahotra mafy aho ka niankohoka. Dia hoy izy: “Tsara ho fantatrao, ry zanak’olona, fa ho tanteraka amin’ny fotoanan’ny farany ilay fahitana.”+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:17 dp 165 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:17 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 165 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1987, p. 13
17 Nankeo akaikin’ilay nijoroako àry i Gabriela. Rehefa tonga teo anefa izy, dia natahotra mafy aho ka niankohoka. Dia hoy izy: “Tsara ho fantatrao, ry zanak’olona, fa ho tanteraka amin’ny fotoanan’ny farany ilay fahitana.”+