Daniela 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao,+ nefa tamin’ny anaranao no nitenenany tamin’ny mpanjakanay, ny andriananay, ny razambenay, ary ny vahoaka manontolo.
6 Tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao,+ nefa tamin’ny anaranao no nitenenany tamin’ny mpanjakanay, ny andriananay, ny razambenay, ary ny vahoaka manontolo.