Daniela 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izaho Daniela ihany no nahita an’ilay fahitana, fa ny olona niaraka tamiko teo tsy mba nahita.+ Nangovitra be anefa izy ireo, ka lasa nitsoaka dia niafina.
7 Izaho Daniela ihany no nahita an’ilay fahitana, fa ny olona niaraka tamiko teo tsy mba nahita.+ Nangovitra be anefa izy ireo, ka lasa nitsoaka dia niafina.