Daniela 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tavela irery teo aho. Rehefa nahita an’izany fahitana mahagaga izany aho, dia tsy nisy hery intsony tato anatiko. Lasa hatsatra be koa ny tarehiko, sady tsy nanan-kery intsony aho.+
8 Dia tavela irery teo aho. Rehefa nahita an’izany fahitana mahagaga izany aho, dia tsy nisy hery intsony tato anatiko. Lasa hatsatra be koa ny tarehiko, sady tsy nanan-kery intsony aho.+