Daniela 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nisy hoatran’ny lehilahy nikasika ny molotro avy eo.+ Ary nosokafako ny vavako, dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Mangovitra aho, tompoko, noho ilay fahitana hitako, ka tsy manana hery intsony.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:16 dp 206, 208 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:16 Faminanian’i Daniela, p. 206-208
16 Nisy hoatran’ny lehilahy nikasika ny molotro avy eo.+ Ary nosokafako ny vavako, dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Mangovitra aho, tompoko, noho ilay fahitana hitako, ka tsy manana hery intsony.+