Daniela 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy izy: “Aza matahotra,+ ry ilay tena sarobidy* ô!+ Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mahereza ianao! Mahereza!” Nahazo hery aho rehefa niresaka tamiko izy, dia hoy aho: “Ento àry ny teninao, tompoko, fa efa nankahery ahy ianao.” Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:19 dp 208 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:19 Faminanian’i Daniela, p. 208
19 Dia hoy izy: “Aza matahotra,+ ry ilay tena sarobidy* ô!+ Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mahereza ianao! Mahereza!” Nahazo hery aho rehefa niresaka tamiko izy, dia hoy aho: “Ento àry ny teninao, tompoko, fa efa nankahery ahy ianao.”