Daniela 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy izy: “Mba fantatrao moa hoe nahoana aho no tonga atỳ aminao? Handeha hiverina hiady amin’ilay andrianan’i Persa aho izao.+ Ary rehefa lasa aho, dia ho avy koa ny andrianan’i Gresy. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:20 dp 204-205, 208 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:20 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Daniela, p. 204-205, 208
20 Dia hoy izy: “Mba fantatrao moa hoe nahoana aho no tonga atỳ aminao? Handeha hiverina hiady amin’ilay andrianan’i Persa aho izao.+ Ary rehefa lasa aho, dia ho avy koa ny andrianan’i Gresy.