Daniela 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana. Ary tsy mba misy manohana ahy amin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andriananareo.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:21 dp 204-205, 208 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:21 Faminanian’i Daniela, p. 204-205, 208
21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana. Ary tsy mba misy manohana ahy amin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andriananareo.+